Ilay hoavy tsy azo ialana!

Nampidirin'i midrou | 18 Jan, 2021
Manahoana daholo isika ry namana isany! Efa hita miariary fa mihasarotra ,miasarotra hatrany ny fiainantsika zanak' olombelona. Hany ka maro no revo, tsy mahatraka mijery lavitra intsony. Andriamanitra anefa dia efa nametraka hatrany am-piandohana fa tsy haharitra ny fiainana eto an-tany. Izay no dikan'ilay hoe "Alpha & Omega" na Fiandohana & fiafarana. Niandohana= Izy ilay namorona. Fiafarana = Izy ilay handrava. Koa fantaro ny hoavinao dieny izao, ary omany ilay tena fiainana....